Entry | 1 manary zaza |
Elementary words | 2 manary, 3 zaza |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany [1.1] |
Explanations in English |
6 to disown (a child) [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
7 déshériter un enfant [1.8] |
Synonyms | 8 manalan-jaza |
Antonyms | 9 mananganjaza |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |